Izao no voalaza ao amin'ny Matio 5:17 "Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany ; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka". Ny fototra iorenan'ny lalàn'Andriamanitra dia ny Fiainan'Andriamanitra. Tao amin'ny lalàna no nampisehoan'Andriamanitra an-tsoratra ny toetran'Andriamanitra sasany. Ny tsi-fanompoan-tsampy, ny fanaovana an'Andriamanitra ho laharana voalohany, ny fanajana ray sy reny, ny tsy fanaovan-dratsy toy ny vonoan'olona sy ny fijangajangana sy ny sisa dia mampiseho miharihary ny fiainan'Andriamanitra ao anatin'ny olona, ary Jesosy dia nampiseho izany fiainana izany. Hoy Izy "Tsy tonga Aho handrava ny lalàna". Tsy noravana mihitsy ny fototra niorenan'ny lalàna. Misy olona diso fihevitra ka milaza fa ny dikan'io andininy io dia hoe tokony tandremana koa ny Sabata.
Hoy ny Kolosiana 2:16 "Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata ; aloky ny zavatra ho avy ireny". Efa voamarikao ve fa nampidiriny ao koa ny didy faha-efatra dia ny fitandremana ny Sabata ? Voalaza fa aloka ihany izany. Efa tanteraka ao amin'i Kristy izany. Raha amin'ny fiteny ankehitriny dia azo lazaina hoe mitovy amin'ny sary indray mipika izany. Mandra-pahatongan'i Kristy dia mila ny sariny ny olona. Raha misy dia alehako ka tsy miaraka amiko ny vadiko dia azoko atao ny mitondra ny sariny sy mijery an'izany. Fa raha efa miaraka amiko eo kosa ny vadiko dia nahoana aho no mbola mila mijery ny sariny ? Mampiahiahy ny lehilahy anankiray miara-dia amin'ny vadiny kanefa ny sarin'io vadiny io foana no jereny tsy tapaka !
Efa tapitra ny lalàna, efa tonga izao Kristy. Voalaza fa aloka ihany ireny. Sary tena mitovy tsy misy valaka amin'i Kristy ireny, zavatra maro ao amin'ny Testamenta Taloha no maneho tsara an'i Kristy, kanefa sary ihany ireny. Ny tena izy dia Kristy. Aoka hotadidiantsika izany rehefa miresaka momba ny fanatanterahana ny lalàna i Jesosy. Ny Sabata dia efa tanteraka tao amin'i Kristy ary ankehitriny dia ny Sabata ao anaty no tian'ny Tompo ampidirina ao am-pontsika. "Mankanesa aty amiko fa Izaho no hanome anareo fitsaharana" (Matio 11:28). Izany fitsaharana anaty izany dia azontsika rehefa entintsika ny ziogany. Misy mihevitra fa ny fitandremana ny Sabata no didy tokana tsy azo foanana na oviana na oviana. Tsia, ny fahatanterahan'ny lalàna izao dia efa amin'ny alalan'ny Fanahy Masina ao am-pontsika.
Tahaka izao ny fanazavan'ny Romana 8:4 "mba hahatanteraka ny fahamarinana ilain'ny lalàna amintsika, izay tsy mandeha araka ny nofo, fa araka ny Fanahy". Izany no fomba fanatanterahana ny lalàna izao. Tsy maintsy ampitahaintsika ireo andininy samy hafa ao amin'ny Soratra Masina. Ny lalàna dia tsy ho foana. Jesosy tsy tonga mba handrava ny lalàna fa hanatanteraka ary tsy maintsy tanteraka ao anatintsika koa ny lalàna. Ahoana no fomba hahatanteraka ny lalàna ao anatintsika ? Tanteraka ao amintsika ny fahamarinana takian'ny lalàna rehefa tsy mandeha araka ny nofo isika fa mandeha araka ny Fanahy Masina isan'andro isan'andro (Romana 8:4). Fa tsy amin'ny fitandremana ny Sabata na ny didy hafa tsy akory.
Ambaran'i Jesosy ao amin'ny Matio 5:20 ny fomba tsy maintsy hanatanterahana feno ny lalàna : "Raha tsy mihoatra noho ny an'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy hianareo". Ny nahatongavan'i Jesosy Kristy dia hanatanteraka ny lalàna, ary ao amin'ny fiainantsika dia tsy maintsy tanterahina ao am-pontsika ny lalàn'Andriamanitra. Ao amin'ny Testamenta Taloha dia tamin'ny fomba isan-karazany tety ivelany no nanatanterahana ny lalàna, izany hoe nataon'ny olona izay nampahadio tsara ny "ivohon'ny kapoaka". Ny ao anatin'ny kapoaka kosa izao no tian'Andriamanitra hojererena. Isika dia natao ho fanasin'ny tany sy ho fahazavan'izao tontolo izao ary izany fiainana izany dia tsy maintsy avy amin'ny Fanahy Masina, tsy maintsy avy ao anaty.
Hoy ny Filipiana 2:12,13 "Miasà amin'ny tahotra sy ny hovitra hahatanteraka ny famonjena anareo. Fa Andriamanitra no miasa ao anatinareo na ny fikasana na ny fanaovana hahatanteraka ny sitrapony".
Ireto misy hevitra roa mikasika an'io andininy io :
Efa novonjena tamin'ny fanamelohan'ny ota isika.
Vonjena amin'ny herin'ny ota isika.
Hovonjena amin'ny fisian'ny ota isika indray andro any rehefa miverina Kristy.
attributes – get rid of tag attributes (except href of links and src of images):
comments icon – dislodge HTML comments: plain text icon – convert the document to plain text:
text
Additional editor controls source editor commands – Undo, new page, indent markup, compress, activate encoding. Our Sponsors Goread.io is the best website to buy Instagram likes. Read essay writing service reviews. Create HTML input fields, radio buttons, check boxes and more with the new online generator. Choose from our collection of free online Date Tools, calendars, converters, calculators, date pickers and more. Buy YouTube views from Viralyft to boost your YouTube channel performance. Common Questions How do I convert Word to HTML without dirty markup? MS Word allows to save the document as an .html file but this will result in a lot of unwanted dirty markup. This increases the file size and disrupts the website styles if you end up publishing it online. It's recommended to clean the HTML with this free online tool. dirty markup from MS Word Get rid of the mess generated by Word Editors How do I convert any visual text to HTML? WordHTML editor works flawlessly for any visual document and allows them to convert with a couple clicks: Microsoft Office products (Word, Excel, Powerpoint) Google Docs, Google Sheets OpenOffice and other WYSIWYG editors ...any other visual text document (let us know if you find an exception) Copy-paste your document in the online editor then switch to HTML view in the header to get the result instantly. How to open a .doc file in the editor? First you need to open the document in a reader, select and paste de desired section in the web browser on WordHTML. How to save and publish the results? To publish your file on the web you need to paste the HTML code in a .html file and upload it to the web. If your site is using a CMS then you need to log in with editor credentials and publish the article in your admin area. How to clean the markup? Switch to HTML view to see the code, review the cleaning settings and press the big Clean button. Remove automatically inline styles, classes, empty tags, comments and other unwanted bits. markup cleaning The markup can be cleaned with the click of a button Can I convert HTML code to Word document? Inverse conversion is also possible with WordHTML. Insert your code when the HTML tab is active and switch to Word Editor. Is WordHTML an online Word editor? Yes, and it's even more. It supports the most common WYSIWYG features but you can't save your document. To save you'll have to copy the results in a desktop editor and save there. This site uses cookies to collect visitor statistics and to save your settings. By using this website you accept our Terms&Conditions. ©WordHTML.com